
Miara-mientana ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo (
#MEH), ny Ministeran’ny Rano sy ny Fidiovana ary ny Fanadiovana (
#MEAH), ary ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny fandrosoana Lovainjafy (
#MEDD) amin’ny fanodinana ny fako ho vokatra azo ampiasaina amin’ny andavan’andro, ka anisan’izany ny angovo, sy ny fampiasana arina fandrehitra miaro ny tontolo iainana (charbon écologique) .