
Ao anatin’io fifanarahana io, ny Filatex dia hamerina hampiasa vola amin’ny alalan’ny angovo azo havaozina eto Antananarivo sy any amin’ireo tanàn-dehibe.
Izany dia tafiditra ao anatin’ny drafitry ny fanarenana ny lafiny ara-bola eto anivon’ny Orinasa izay nankatoavin’ny fitondram-panjakana ary ho fanatsarana ny tolotra omena ny mpanjifa hialana amin’ny fahatapahan-jiro matetika.