
Tontosa androany 10 Janoary 2025 ny fanokafana ofisialy ny taom-pambolen-kazo 2025, eto amin’ny Faritra Boeny.

Teny filamatra ny : « Madagasikara rakotr’ala no tanjona ». Nikarakara ny Fitaleavana Iraisam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy eto Boeny sy Betsiboka.