
Nandray anjara ireo solontenan’ny mpiara-miombon’antoka, ny sehatra tsy miankina, ny fiarahamonim-pirenena ary ireo mpanohana ara-teknika. Nitarika ny delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo, ny Minisitra, Atoa JEAN-BAPTISTE Olivier.