
Nandritra ny atrikasa no nanasongadinana ny maha zava-dehibe ny fivadihana tsikelikely mankany amin’ny fahandroana sakafo amin’ny alalan’ny angovo madio satria dia mahasehaka sehatra maro, toy ny ara-tontolo iainana, ara-pahasalamana, ara- toekarena, ary hahazo tombony indrindra amin’ny fampiasana izany ny vehivavy sy ny ankizy.