Izao volana aprily izao no fampiharana fahaefatra ny fiovan’ny vidin-tsolika izay faritan’ny didim-panjakana laharana 2025-045 tamin’ny 17 janoary 2025.Toy izao ny vidin-tsolika vaovao mihatra manomboka ny 05 aprily 2025 :
Supercarburant 95 : 5.320 Ar/l, tsy niova ny vidiny
Gazoala : 4.970 Ar/l, tsy niova ny vidiny
Solika fandrehitra na ny Pétrole Lampant : 3030 Ar/l nahitana fiakarana + 200 Ar/l