
Tontosa androany 02 Jolay 2025 ny fitokanana ny fahazoan’ny CSB II eto Taindambo, herinaratra, teo ambany fitarihan’ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo (
#MEH), Atoa JEAN-BAPTISTE Olivier, notronin’ny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena voafidy eto Fianarantsoa, sy ny Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy teto Lalangina, ny lehiben’ny Distrika Lalangina, ary ny solontenan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.