Commune rurale Manompana/Distrikan’i Soanierana Ivongo, Faritra Atsinananana, famaranana tanteraka ny asa fanaovana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny masoandro. Efa misy misitraka izany ireo mpanjifa.