✳️ ASIEF
🏆 Mibata fandresena sy medaly ny MEH

👉🏽 Misongadina ireo solontenan’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo (#MEH) amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena karakarain’ny #ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires) tontosaina ankehitriny any Mahajanga.

❇️ Ho an’ny taranja Tsipy Kanetibe (#Pétanque) :

▪️ Dame tête-à-tête : Laharana faha-2 ny MEH (Vice-championne nationale)

▪️ Homme vétéran doublette : Laharana faha-2 ny MEH (Vice-champion national)

▪️ Tir de précision : Laharana faha-2 ny MEH (Vice-champion national)

⚽ Ho an’ny taranja Baolina Kitra (#Football):

▪️ Lalao voalohany : Fandresena ho an’ny MEH (MEH 2 – 1 MTA)

▪️ Lalao faharoa : Fandresena ho an’ny MEH (MEH 1 – 0 Région Boeny)

➡️ Mitohy anio 8 Aogositra 2025 ny fifaninanana amin’ny taranja baolina kitra.

⏹️ Ho an’ny taranja hafa kosa dia miandry ny fanombohan’ny fifaninanana.

#AlefaMEH

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *