Anosimboahangy, Kaominina Ambanivohitra Andranomanelatra, Faritra Vakinankaratra

Vita 100% ny asa fanitarana ny famatsiana herinaratra


Longueur de ligne 6,01km, dont 2,57km MT et 3,57km BT
– 91 poteaux en béton (22 MT et 69 BT) + Transfo 160 KVA

Asa manaraka ny fitsinjarana ny herinaratra ao : Miarinkofeno, Anosimboahangy Centre, Mahandrimirotra, Fiantsonana, Amparihivola

Fampitomboana ny tahan’ny vahoaka misitraka herinaratra

Tohanan’ny Banky Iraisam-pirenena/LEAD