Angovo azo avaozina:
#️⃣ Distrika 32 hahazo « parc solaire »
Nosy no hananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro (parc solaire) . « Hybridation » na fampiarahana ny « centrales thermiques » amin’ny « centrales solaires » no hatao.