
Manana tanjaka 825 kWc ity CS ity, « onduleurs » miisa 11 amina 75kW, takelamasoandro miisa 2.970 manome 330W. Ankilany moa ireo milina mpihary herinaratra miisa 4 izay manana tanjaka 2.300 kW.

Manodidina ny 1.100 hatramin’ny 1.300 kW ny filàna herinaratra eto Ambanja amin’ny atoandro (pointe jour) ary 1.700 hatramin’ny 1.900 kW ny alina (pointe nuit).