
Ny « Development Finance Corporation » (DFC) ary ny Vondrona Eoropeanina, avy amin’ny fiaraha-miasa amin’ny « Africa50 », no naneho ny fanohanany ka nanao sonia ny fifanarahana famatsiam-bola ampahany voalohany, niarahana tamin’ny Fanjakana Malagasy, ary ny CGHV izay misahana ny Tetikasa. Mbola hiampy io famatsiam-bola io.