Fanamorana ny famoahana fitaovana famatsiana herinaratra eny ambanivohitra.⚡️
👉Tafiditra tanteraka anatin’ny andraikitra sahanin’ny ADER ny fanamorana sy fanaraha-maso ny famoahana ireo entana sy fitaovana ilaina amin’ny famatsiana herinaratra eny ambanivohitra, eny amin’ny fadin-tseranana sy seranan-tsambo.🚢
✅ Anisan’ireo tonga farany amin’ireo fitaovana maro ilaina amin’ny fanatanterahana ny fotodrafitrasa famokarana herinaratra avy amin’ny riandrano ao Mandialaza ny milina mpamokatra herinaratra, izay efa tonga soa amantsara any an-toerana.⚙️
Fanomezana angovo madio sy maharitra ho an’ny mponina ambanivohitra hatrany no tanjona.👌
#ADER #MEH #electrificationrurale #energierenouvelable #energiepourtous

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *