FANAMORANA NY FAMOAHANA FITAOVANA FAMATSIANA HERINARATRA ENY AMBANIVOHITRA




Anisan’ireo fitaovana maro ilaina tonga farany, ny fitaovana fametrahana ny fotodrafitrasa fanitarana ny famokarana herinaratra
avy amin’ny masoandro
hatao eny andohan’Ilakaka, any amin’ny faritra Atsimo Andrefana.




