Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 2 Jona 2025 teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fankalazana ny faha-65 niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara sy ny nijoroan’ny Foloalindahy. Nandray anjara feno tamin’ny hetsika ny Delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Angovo sy Akoranafo , notarihin’ny Minisitra , Atoa JEAN-BAPTISTE Olivier.
🇲🇬 Teny faneva ny hoe « Ny fitiavan-tanindrazana mitarika fandrosoana « .

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *