
Tonga nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana an’ny Minisitry ny Angovo sy Akoranafo Atoa JEAN-BAPTISTE Olivier teto Ampandrianomby androany 22 Febroary 2024, ny Delegasiona avy amin’ny Banky Afrikanina ho an’ny Fampandrosoana na ny BAD, notarihin’ Atoa Farai KANONDA.