
Hafainganina hoy ny Filoha Andry Rajoelina ny fanatanterahana ny velirano faharoa, ny hazavana ho an’ny tokantrano tsy an-kanavaka, izay antoky ny fiharian’ny tokantrano sy ny fampandrosoana. Mitohy ary ampitomboana hoy izy ireo mpisitraka ny tetikasa 芦聽branchement mora聽禄 izay vatsian’ny Banky Iraisam-pirenena mba hahafahan’ireo tokantrano marefo mahazo herinaratra. Ny fanamby, hoy hatrany ny Filoha, dia ny fizarana ireo 芦聽kits solaires聽禄 ho ana fianakaviana miisa 1 tapitrisa manerana an’i Madagasikara amin’ity taona ity. Eo ihany koa ny fananganana ireo 芦聽parcs solaires聽禄 amin’ireo distrika manerana ny Nosy ka hampihena hatramin鈥檔y 75% ny vidin-jiro alohan鈥檌reo mpanjifa.
芦聽Velirano no natao tamin’ny vahoaka ny hampitomboana ny isan鈥檔y tokantrano misitraka herinaratra na io eo anivon鈥檔y tambazotran’ny Jirama na amin’ny alalan’ny 芦聽kits solaires聽禄. Tanjona tsy maintsy tratrarintsika miaraka izany聽禄 hoy ny Filoha Andry Rajoelina