饾悓饾悇饾悋 – 饾悈饾悽饾悷饾悮饾惂饾悵饾惈饾悮饾悽饾惉饾悮饾惂饾悮 饾悽饾惈饾悮饾悽饾惉饾悮饾惁-饾惄饾悽饾惈饾悶饾惂饾悶饾惂饾悮
Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin鈥檌reo mpiaramiombon鈥檃ntoka iraisam-pirenena sy ny Minisiteran鈥檔y Angovo sy ny Akoranafo.
Nandray ny masoivohon’ny vondrona Eropeana izay notarihin鈥橧 Ramatoa Isabelle DELATTRE ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Solo ANDRIAMANAMPISOA, ny Alarobia 15 marsa 2023. Fitsidihana ara-pomba ofisialy izay nahafahana niresaka ny mahakasika ny tetik鈥檃sa iarahan鈥檔y roa tonta miasa toy ny PRIRTEM I sy II. Tao anatin’izao fitsidihana ara-pomba fanajana izao no niresahana ny ho fiaraha-miasa sy hitondrana fanampiana mitentina 8 tapitrisa Euro mahakasika ny fampisitrahana jiro any ambanivohitra izay tafiditra tanteraka ao anatin鈥檔y Velirano faha 2 ny Filoha Andry Rajoelina amin’ny alalan’ny AFD na ny Agence Fran莽aise de D茅veloppement.
Ny Alarobia 15 marsa 2023 io ihany koa no tonga nanatanteraka ny fitsidihana ara-pomba fanajana ny Masoivohon’i Indonezia izay notarihin鈥橝ndriamatoa Benny Siahaane.
Izao fitsidihina ara-pomba ofisialy misesy izao dia midika fa vonona ireo vondrona iraisam-pirenena hanohana ny fandaharan鈥檃san鈥檌zao fitondrana izao izay tarihin鈥檔y Filoha Andry RAJOELINA indrindra ny fampiroborobona ny sehatry ny angovo.
Tsara ny manamarika fa efa noraisin’Andriamatoa Minisitra, Solo ANDRIAMANAMPISOA, ihany koa ny Talen’ny Tetikasa eo anivon’ny GIZ PERER Carlos Miro. Tetik’asa maro manodidina ny herinaratra eny ambanivohitra no tena hiasan’ity sampana avy any Alemana ity ka hiarahany amin’ny minisitera.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publi茅e. Les champs obligatoires sont indiqu茅s avec *