ZOTRA TNNO
Araka ny efa nambara dia taribin-jiro ambanin’ny tany, amin’ny zotra TNNO no may eo Anosiarivo ka mahatonga fahatapahan’ny famatsiana herinaratra any amin’ireto toerana ireto hatry ny maraina👇:
Belanitra -Ambohibary -Anosiarivo -Ambohimanga -Amboanjobe -Ambodifahitra Ambatolampitsimahafotsy -ASECNA -Ambohidava -Merimandroso -Alatsinainy -Ankosy- Ambatoaranana -Anjomakely -Fiakarana -Croc Farme -Ambatomena -Ambohitsimeloka -Anjakahidro -Anjazafohy-Ambohitsiroa-Ambatolaona -Ambatomena -Alakamisy- Anosiala -Mandrosoa -Ambohipiara -GOLF -Andakana -LFL – Imerinavaratra -Tsimahandry -Ankatsaka -Antanantanana -Manjakazafy -Ampasonomby-Mahitsy -Antanetibe -Andranovaky -Sericulture -Bevomanga -Ambohimilemaka -Ampanotokana -Antsevabe -Andranovelona -Monastera -Antanetibe -Mahazaza.
Araka ny hitantsika amin’ny sary dia an-dalam-panarenana izany ny teknisian’ny JIRAMA hatry ny maraina. Sarotrarotra ny asa satria ambanin’ny tany io taribin-jiro io ka mananosarotra ny fanohizana azy. Efa manao ny ezaka rehetra anefa izahay ary hiverina anio hariva ihany ny famatsiana herinaratra amin’ireo toerana ireo.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *