Tetikasa iarahan’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo sy ny haikajy mirindra ary ny Ministeran’ny fifandraisandavitra izy ity.
Tapaka fa 300M USD ny vola ilaina raha 250M USD tany ampiandohana ary efa vita tamin’ny fomba ofisialy any amin’ny Banky Iraisampirenena ny taratasy ahafahana manatanteraka ny asa.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *