Tatitra avy amin’ny Foibe misahana ny Fitsinjarana Herinaratra (Distribution) an’ny JIRAMA, momba ireo fahasimbana fitaovana sy milina teto amin’ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo (RIA) ny 17 hatramin’ny 22 Novambra 2025, ka nahatonga fahatapahan-jiro.
