TAMBAZOTRA IRAISAN’ANTANANARIVO
Nohon’ny orana arahin-kotroka dia tsikaritra amin’izao fotoana izao fa maro ireo fahatapahan-jiro. Efa eny an-kianja ireo ekipa hamerina izany faran’izay haingana.
Mankasitraka antsika amin’ny faharetana tompoko.
——————————————————————-
En raison des orages, nous constatons actuellement de nombreuses pannes de courant. Nos équipes sont sur le terrain pour les rétablir au plus vite.
Nous vous remercions de votre compréhension.