AMBILOBE – FARITRA DIANA
Projet parc solaire 1MW
🇲🇬Tsy niandry fa tamin’ny faran’ny herinandro, taorian’ny namahana ny sakana sy olana niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka sy mpandraharaha dia nitohy ny asa fananganana ny « projet parc solaire » 1MW ao Ambilobe – Faritra Diana.
✅Mandroso haingana ny tetikasa noho ny fisian’ireo fitaovana manara-penitra ampiasaina amin’ny fametrahana ny tsatoby ary tombanana ho vita ao anatin’ny iray volana raha ela indrindra.
✅Hatomboka tsy ho ela koa ny asa fametrahana « parc solaire » 1MW ao Marovoay – Faritra Boeny. Manao ny ezaka rehetra ny minisitera hamahana ireo sakatsakana sy hanafainganana ny fanombohana ny asa.
🇫🇷Sans attendre, en fin de semaine, après avoir débloqué les rouages et résolu les problèmes avec les partenaires, les travaux ont repris de plus belle à l’issue d’un commun accord.
✅Le projet progresse rapidement grâce notamment aux machines et matériaux de qualité dont disposent les équipes pour l’implantation des panneaux. Les travaux devraient être achevés en un mois.
✅Le Ministère mobilise également tous ses efforts pour résoudre toutes les difficultés liées à la réalisation du projet « parc solaire 1MW » dans la commune de Marovoay _ région Boeny et débuter très vite les travaux.
« Ndao hiasa, Ndao hiasa, Ndao hiasa haingana »

 

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *