Nametraka ireo « 𝙜𝙧𝙤𝙪𝙥𝙚𝙨 𝙚́𝙡𝙚𝙘𝙩𝙧𝙤𝙜𝙚̀𝙣𝙚𝙨 𝙙𝙚 𝙨𝙚𝙘𝙤𝙪𝙧𝙨 » 25 𝙞𝙨𝙖 ho an’ny toby famatsiana rano eto Antananarivo ny tetikasa PAAEP, mba 𝙝𝙞𝙖𝙣𝙩𝙤𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙝𝙖𝙯𝙤𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖 𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙢𝙖𝙙𝙞𝙤 𝙩𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙥𝙖𝙠𝙖.
Ity vahaolana vonjimaika ity dia anisan’ny fanohizan’ny tetikasa PAAEP ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka, ny MEAH, ny JIRAMA ary ny mpamatsy vola, ho fiarovana indrindra ny 𝙯𝙤 𝙛𝙤𝙩𝙤𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙨𝙞𝙩𝙧𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙢𝙖𝙙𝙞𝙤.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *