PIA AMBOHIMANAMBOLATontosa ny asa fanoloana fitaovana tao amin’ny PIA Ambohimanambola. Efa miverina amin’ny laoniny arak’izany ny famatsiana herinaratra any amin’ireo toerana izay vatsian’ny Sous-station Tana-Nord.
——————————————————-
Les travaux de remplacement des équipements au PIA Ambohimanambola sont achevés. L’alimentation en électricité dans les zones desservies par la sous-station de Tana-Nord est rétablie à la normale.