๐
๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (๐๐๐ ๐๐ฅ๐๐ซ๐จ๐๐ข๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐ข๐๐ซ๐) : ๐๐๐ค๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐๐ง๐ข๐ง๐ ๐๐ ๐ฆ๐ข๐๐ง๐๐๐๐ก๐ฒ ๐ง๐จ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ข๐๐ง๐ฒ ๐๐๐๐๐ 
Nahatontosa soa aman-tsara ny fiofanana manokana (formation en alternance) momba ny ๐ฆ๐๐๐๐ฒฬ๐บ๐ฒ ๐ฆ๐ผ๐น๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ๐ฃ๐ต๐ผ๐๐ผ๐๐ผ๐น๐๐ฎ๐ถฬ๐พ๐๐ฒ izy ireo, izay nahitร na ny fampianarana momba ny fametrahana sy ny fikojakojana (Installation et Maintenance) ho anโny sehatry ny Angovo azo havaozina avy aminโny masoandro.
——————————————————
———————————————————————-
Betsaka ireo dingana nolalovana tamin’ny fametrahana ity fiofanana manokana eo anivon’ny LTP roa ity, ary naharitra an-taonany maro.Nandray anjara mavitrika tamin’ny alalan’ny famatsiam-bola (Don) avy tamin’ny ๐๐ ๐ญ (๐ ๐ถ๐ป๐ถ๐๐๐ฒฬ๐ฟ๐ฒ ๐ณ๐ฒฬ๐ฑ๐ฒฬ๐ฟ๐ฎ๐น ๐ฎ๐น๐น๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ ๐ฑ๐ฒ ๐น๐ฎ ๐๐ผ๐ผ๐ฝ๐ฒฬ๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฒฬ๐ฐ๐ผ๐ป๐ผ๐บ๐ถ๐พ๐๐ฒ ๐ฒ๐ ๐ฑ๐ ๐๐ฒฬ๐๐ฒ๐น๐ผ๐ฝ๐ฝ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐) ny ๐ด๐ผ๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ ๐ฎ๐น๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ.
Mirary soa sy fahombiazana feno ho an’ireo andiany SEDRA amin’ny asa fampiroboroboana ny sehatry ny angovo eto Madagasikara! 
ALEFA ANDIANY SEDRA!
