Toamasina
✅️ Mitohy hatrany ny fizaràna ireo fitaovana manome herinaratra avy amin’ny masoandro na  » Kits Solaires » ao amin’ny Distrikan’i Toamasina II, Kaominina Ambanivohitra Antetezambaro, Fonkotany Ambodiatafana sy Antetezambaro.
👉 « Kits Solaires » miisa 110 no nozaraina ny 14 Martsa 2026 ho fanampiana ireo mponina.