Fintina an-tsarin’ny 2 sy 3 Febroary 2026 : Fidinana ifotony tamin’ny ireo tanàna manamorona ny lalam-pirenena faha-4 (RN4) hatrany Maevatanana, niarahan’ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Atoa RALITERA Ny Ando Jurice tamin’ny mpikambana vitsivitsy ao anaty Governemanta, nijery ny asa fanarenana ireo takaitra sy nankahery ireo traboina taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Fytia.