MADAGASIKARA – JAPONManolo-tanana ny JIRAMA ny Japone, amin’ny alalan’ny JICA, manoloana ny fahavoazan’ireo fotodrafitr’asan’ny JIRAMA rava nandritra ny fandalovan’ny rivodoza GEZANI taty Toamasina.
Nisy ny fidinana ifotony niarahan’ny delegasiona Japone sy ireo teknisiana avy amin’ny JIRAMA mba hanafainganana ny fanatanterahana ireo tetik’asa lehibe vatsian’izy ireo vola, toy ny:
Tanjona iraisana ny hamerenana haingana ny kalitaon’ny tolotra sy ny fanamafisana ny fotodrafitr’asa manoloana ny takaitra navelan’ny rivodoza GEZANI.