
Anisan’ny tanjona goavana ny fanokafana sy fampivelerana ny fandraharahana amin’ny solika, hisian’ny fahaleovantena sy fiandrianam-pirenena eo amin’ity sehatra ity. Hanolotra volavolan-dalàna mifandraika amin’io politikam-panjakana momba ny solika io ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo atsy ho atsy.