Lapan’ny Antenimierandoholona Anosikely
✳️ Fihaonana teo amin’ireo Mpikambana sasantsasany amin’ny Governemanta sy ireo Loholon’i Madagasikara
✅️ Nitarika ny Delegasiona avy amin’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo, ny Sekretera Jeneraly, Andriamatoa RAKOTONANDRASANA Adolphe