Manentanana ireo mpiasa eto amin’ny Ministera hiady amin’ny kolikoly sy mampiofana amin’ny fisorohana ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny Angovo sy ny Akoranafo no tanjon’ity Sampan-draharaha iray eto anivon’ny Minisitera ity.