
Porofo amin’ny fahombiazan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Fanjakana sy ny sehatra tsy miankina (3P) amin’ny alalan’ny ADER, ny ONUDI, ny CEAS Madagascar, ary ny orinasa SIER-GC. Nitarika ny lanonana androany, ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Andriamatoa RALITERA Ny Ando Jurice, sy ny Filoha Lefitry ny Antenimierampirenena ho an’ny Faritanin’i Toamasina, Andriamatoa RAZARA Pierre Ravolaza Fidèle, notronin’ireo manampahefana sy tompon’andraikitra isan-tsokajiny