
Nahatontosa ny fanambaram-pananany (Déclaration de patrimoine) teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana (HCC) Ambohidahy, ny 7 Novambra 2025, ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo (MEH), Atoa RALITERA Ny Ando Jurice.
Izany dia tafiditra ao anatin’ny fanajana ny Lalàna, sy ny mangarahara, ary ny fanavaozana eto amin’ny Firenena.