Fintina an-tsary teto amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato androany 20 Martsa 2026, nandritra ny fahatongavan’ireo milina mpihary herinaratra (Groupe électrogène) andiany faharoa, ho fanatsarana ny famatsiana herinaratra any amin’ny Faritra.