📅 28 Oktobra 2025
IREO MPIKAMBANA MANDRAFITRA NY GOVERNEMANTAN’NY FANAVAOZANA NY REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA
Araka ny didim-panjakana laharana faha 2025-1114 ny 28 Oktobra 2025
• 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐋𝐨𝐛𝐨 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐢𝐧𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚
Minisi-panjakana eo anivon’ny Fiadidian’ny Repoblika misahana ny Fanavaozana
• 𝐆é𝐧é𝐫𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐃𝐢𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐓𝐎𝐌𝐁𝐎 𝐌𝐚𝐦𝐢𝐧𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐄𝐥𝐲
Minisitry ny Foloalindahy
• 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐒𝐎𝐀 𝐂𝐡𝐫𝐢𝐬𝐭𝐢𝐧𝐞 𝐇𝐚𝐫𝐢𝐣𝐚𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚
Minisitry ny Raharaham-bahiny
• 𝐄𝐑𝐍𝐀𝐈𝐕𝐎 𝐅𝐚𝐧𝐢𝐫𝐢𝐬𝐨𝐚
Mpitahiry Kasem-panjakana, Minisitra ny Fitsarana
• 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐕𝐞𝐥𝐨𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐓𝐢𝐚𝐫𝐚𝐲
Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana
• 𝐃𝐫 𝐑𝐀𝐌𝐈𝐀𝐑𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐇𝐞𝐫𝐢𝐧𝐣𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐀𝐢𝐦𝐞́
Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola
• 𝐈𝐧𝐬𝐩𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐝𝐞 𝐩𝐨𝐥𝐢𝐜𝐞 𝐄𝐑𝐈𝐂𝐊 𝐌𝐈𝐂𝐇𝐄𝐋 𝐈𝐃𝐑𝐈𝐒𝐒𝐀
Minisitry ny Filaminam-bahoaka
• 𝐆é𝐧é𝐫𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐃𝐢𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐋𝐘𝐋𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐑𝐞𝐧𝐞́ 𝐝𝐞 𝐑𝐨𝐥𝐥𝐚𝐧𝐝 𝐔𝐫𝐛𝐚𝐢𝐧
Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany
• 𝐃𝐫 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐆𝐍𝐀 𝐌𝐨𝐧𝐢𝐫𝐚
Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka
• 𝐏𝐫 𝐑𝐀𝐕𝐎𝐍𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐒𝐎𝐀 𝐍𝐝𝐚𝐨𝐡𝐢𝐚𝐥𝐲 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐚-𝐕𝐲
Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa
• 𝐇𝐀𝐍𝐈𝐓𝐑𝐈𝐍𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐄𝐥𝐢𝐬 𝐊𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚
Minisitry ny Fanabeazam-pirenena
• 𝐓𝐒𝐈𝐋𝐄𝐅𝐀 𝐀𝐧𝐭𝐨𝐧𝐢𝐨
Minisitry ny Fampianarana ara-teknika sy ny Fampiofanana Arak’asa
• 𝐑𝐀𝐒𝐀𝐓𝐀𝐑𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐉𝐨𝐬𝐞́ 𝐍𝐢𝐫𝐢𝐧𝐚
Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana
• 𝐑𝐀𝐒𝐎𝐀𝐑𝐀𝐇𝐎𝐍𝐀 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚
Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Fampivelarana ny Sehatra Tsy Miankina
• 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐃𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐇𝐚𝐢𝐧𝐠𝐨𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐞𝐥𝐚 𝐀𝐧𝐠𝐞̀𝐥𝐞
Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana
• 𝐅𝐋𝐎𝐑𝐄𝐍𝐓 𝐒𝐨𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐁𝐞𝐭𝐲 𝐋𝐞́𝐨𝐧𝐧𝐞
Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa sy ny Asam-panjakana
• 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐈𝐒𝐎𝐍𝐄 𝐉𝐮𝐬𝐭𝐞
Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetrandro
• 𝐑𝐀𝐋𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀 𝐍𝐲 𝐀𝐧𝐝𝐨 𝐉𝐮𝐫𝐢𝐜𝐞
Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo
• 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐏𝐀𝐑𝐀𝐍𝐘 𝐂𝐚𝐫𝐥
Minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny Loharanon-karena Stratejika
• 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎 𝐇𝐞𝐧𝐫𝐢 𝐉𝐚𝐜𝐨𝐛
Minisitry ny Asa Vaventy
• 𝐂𝐇𝐀𝐍 𝐊𝐈𝐓 𝐖𝐀𝐘𝐄 𝐉𝐚𝐜𝐨
Minisitry ny Jono sy ny Toe-karena Manga
• 𝐌𝐀𝐍𝐄𝐒𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐚𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧𝐭𝐬𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚̈𝐞𝐥
Minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy
• 𝐕𝐎𝐋𝐎𝐋𝐎𝐍𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐋𝐮𝐜𝐢𝐞
Minisitry ny Fizahantany sy ny Asa-tànana
• 𝐃𝐫 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚 𝐄𝐥𝐢𝐚
Minisitry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana
• 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐃𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐚𝐡𝐞𝐟𝐚
Minisitry ny Fampiroboroboana ny Haitao Ara-kajy Mirindra, ny Paositra sy ny Fifandraisan-davitra
• 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐈𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐢𝐝𝐨𝐧𝐢𝐞
Minisitry ny Mponina sy ny Firaisankina
• 𝐑𝐀𝐒𝐀𝐌𝐁𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐥𝐚𝐢𝐧 𝐃𝐞𝐬𝐢𝐫𝐞́
Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena
• 𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝐅𝐞𝐧𝐨𝐬𝐨𝐚
Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina
• 𝐆é𝐧é𝐫𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐃𝐢𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐁𝐀𝐌𝐀 𝐌𝐀𝐑𝐈𝐌𝐀
Minisitra Delege miadidy ny Zandarmariam-pirenena