Fizaràna fitaovana manome herinaratra avy amin’ny masoandro (kits solaires) eto Toamasina
🟩 Mpampianatra amin’ny Oniversite eto Barikadimy no notolorana « kits solaires » miisa 800 sy finday ny 26 Martsa 2026
🫱🏽‍🫲🏼 Mpanohana ny Banky Iraisam-pirenena (BM) amin’ny alalan’ny Tetikasa DECIM notronin’ny « Bamboo Capital »