Fintina an-tsary, Talata 31 Martsa 2026, Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo (MEH) Ampandrianomby :
🫱🏽‍🫲🏼 Fitsidihana ara-pomba fanajana ny Minisitra, Atoa RABEARIMANGA Radonirina Lucas,
nataon’ny Tale Jeneralin’ny OMH, ny Tale Jeneralin’ny CGHV, ny Mpandrindra ny Tetikasa LEAD, ny solontenan’ny Kalpataru Limited izay mpanatanteraka amin’ny Tetikasa PRIRTEM.