
Fiara lehibe (camions semi-remorques et porte-char) miisa 8 no mitatitra ireo entana (14 colis) amin’ity andiany voalohany ity, izay ahitana ireto fitaovana manaraka ireto :

engines oils sump miisa 5,

engines fixing rails miisa 8 ary

bloc moteur milanja 74t .