
Nambaran’Atoa
#MEH fa laharam-pahamehana ao anatin’ny roa volana, ny fitondrana vahaolana amin’ny fahatapahan’ny herinaratra. Eo koa ny fanohizana ireo ezaka sy asa maro efa mandeha, ary ny fandraisana ny hetaheta sy soso-kevitra avy amin’ny ankolafin-kery rehetra eto amin’ny Firenena, ho fampandrosoana ny sehatry ny angovo eto Madagasikara.