Fintina an-tsary, 7 Martsa 2026, CO Toamasina : fampahafantarana ofisialy ny Vondrom-pandrindrana ny Fanarenana ny Tanànan’i Toamasina,
🫱🏽‍🫲🏼 Fanolorana fitaovana fiarovana, EPI (Équipements de Protection Individuelle) ho an’ny JIRAMA avy amin’ny Solombavambahoaka Roland RATSIRAKA,
▶️ Fanolorana « harnais de sécurité » avy amin’ny CPGU Primatiora tamin’ny alalan’ny Tetikasa ARC,
✅️ Fanolorana fitaovana mandeha amin’ny herin’ny masoandro (kits solaires) avy amin’ny Ministeran’ny Angovo sy ny Akoranafo.