Fanatsarana ny famatsiana herinaratra
✅️ Tonga ireo vata mpanova herinaratra (Transformateurs) vaovao miisa 2
👉 Manana tanjaka 25 MVA isanisany,
▶️ Hanoloana ny efa tranainy ny 1 , ary ny 1 kosa hanampiana tanjaka >>> zotra « Tanà Sud » eny Anosizato,
🔷️ Fanohanan’ny Banky Iraisam-pirenena (#BM) ny ezaka ataon’ny Fitondram-panjakana Malagasy amin’ny fanarenana ny orinasa #JIRAMA, sy fiahiana ny tombontsoan’ny vahoaka.
📸 Fahatongavan’ireo milina, eto Toamasina, sy eny Anosizato