FANATSARANA NY FAMATSIAN-DRANO
Araka ny efa nambara dia tontosa anio ny ampahany voalohany amin’ny asa fampifandraisana an’i Mandroseza I sy ny siniben-drano ao Ambohidempona, izay tsy niasa araka ny tokony ho izy teo aloha.
Izao tetik’asa izao dia tafiditra ao anatin’ny dingana farany amin’ny fanatsarana ny kalitaon’ny tolotra eny anivon’ny Fokontany izay vatsian’ny siniben-drano eny Ambohidempona : 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐭𝐬𝐨 – 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐚𝐡𝐚𝐦𝐞𝐯𝐚 – 𝐓𝐬𝐢𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚 – 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 – 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐞𝐥𝐲 – 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐡𝐨𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 – 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐫𝐨, raha toa ka tsy ampy ny vokatra teo aloha indrindra amin’ny antoandro.
Nandritra ny fanatanterahana ny asa dia tsy maintsy natsahatra ny fihodinan’ny ampahany amin’ny Mandroseza. Efa miverina tsikelikely kosa ny famatsian-drano, indrindra amin’ireto toerana ireto amin’izao fotoana izao :
👉𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐣𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 – 𝐅𝐚𝐫𝐚𝐯𝐨𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 – 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐧𝐚𝐧𝐤𝐚𝐧𝐠𝐚 – 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐫𝐞𝐧𝐢𝐧𝐚 – 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐯𝐢𝐧𝐚𝐤𝐲 – 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐝𝐚𝐡𝐲 – 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐫𝐢𝐛𝐞 – 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 – 𝐁𝐞𝐡𝐨𝐫𝐢𝐫𝐢𝐤𝐚 – 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐯𝐨𝐚𝐡𝐚𝐧𝐠𝐲 – 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨𝐦𝐢𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 – 𝐌𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐲 – 𝐀𝐧𝐣𝐚𝐧𝐚𝐡𝐚𝐫𝐲 – 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐝𝐢𝐭𝐬𝐢𝐫𝐲 – 𝐓𝐬𝐢𝐚𝐝𝐚𝐧𝐚 – 𝐅𝐨𝐫𝐭-𝐕𝐨𝐲𝐫𝐨𝐧 – 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 – 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐥𝐨𝐤𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐚 – 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐭𝐬𝐨 – 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐩𝐨 – 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐧𝐚 – 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐝𝐢𝐯𝐚𝐭𝐨 – 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐧𝐢𝐝𝐢𝐚 – 𝐋𝐚 𝐇𝐚𝐮𝐭𝐞 𝐕𝐢𝐥𝐥𝐞 – 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 – 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐝𝐢𝐞𝐯𝐨 – 𝐀𝐥𝐚𝐬𝐨𝐫𝐚 – 𝐈𝐦𝐞𝐫𝐢𝐦𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚 – 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐫𝐚𝐨𝐛𝐚𝐭𝐨 – 𝐓𝐚𝐧𝐣𝐨𝐦𝐛𝐚𝐭𝐨 – 𝐀𝐧𝐝𝐨𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐨𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲 – 𝐅𝐨𝐫𝐭-𝐃𝐮𝐜𝐡𝐞𝐬𝐧𝐞 – 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐢𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐲 – 𝐀𝐦𝐩𝐚𝐧𝐨𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 – 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐨𝐫𝐨 – 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐚𝐡𝐚𝐦𝐞𝐯𝐚.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *