Tontosa androany 26 Martsa 2026, teto amin’ny Amphithéâtre Lacroix Ampandrianomby, ny fampindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo (MEH) teo aloha, Atoa RALITERA Ny Ando Jurice, sy ny Minisitra vaovao, Atoa RABEARIMANGA Radonirina Lucas.