Fampidirana herinaratra amin’ny tobim-pahasalamana « Centre de Santé de Base » (CSB)
🌞 Herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro
✅ CSB miisa 501 no efa vita, hiampy 90 ireo ato anatin’ny 2 volana ho avy
👉🏽 Tetikasa #LEAD iarahana amin’ny Banky Iraisam-pirenena (Banque Mondiale)