Famindram-pitantanana eto anivon’ny MEH
✅ Tontosa androany 28 Novambra 2025 teto amin’ny Amphithéâtre Ampandrianomby ny famindram-pitantanana teo amin’ny Sekretera Jeneraly teo aloha, Andriamatoa ANDRIANTSOA Ny Solofo Thierry, sy ny Sekretera Jeneraly vaovao, Andriamatoa RAKOTONANDRASANA Adolphe.
✳️ Nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Andriamatoa RALITERA Ny Ando Jurice, izay nitondra teny fisaorana manoloana ireo ezaka vitan’ny Sekretera Jeneraly teo aloha. .
▶️ Nanambara ny Sekretera Jeneraly vaovao fa vonona amin’ny fampandrosoana sy hiara-hientana amin’ny mpiara-miasa rehetra amin’ny fanatanterahana ny asa ho tombotsoan’ny vahoaka Malagasy.
⏹️ Tsy mora hoy izy ny asa miandry fa vonona hifanome tanana amin’ny rehetra izy mba hahazoana vokatra faran’izay haingana.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *