Famatsiana herinaratra Antsobolo sy ny manodidina
➡️ Sabotsy 29 Novambra 2025, Analamahitsy
🛠️ Manao ny fanomanana teknika ny vata mpanova herinaratra hasolo ny eny Antsobolo, ireo teknisianina an’ny JIRAMA
➡️ Tonga teto ny Minisitry ny Angovo sy ny Akoranafo, Atoa RALITERA Ny Ando Jurice
✳️ Efa vita ny andrana teknika androany 30 Novambra 2025, mandeha tsara ny fitaovana, hiroso amin’ny fanoloana ireo tompon’andraikitra