✳️ CTA2 Ambohimanambola
🛠️Vita ny asa fanamboarana ireo milina mpihary herinaratra, G3 sy G4
👉🏽
Tontosa androany marainan’ny 24 Desambra 2025 ny andrana fampidirana amin’ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo (RIA) : manome 3,3 MW ny G3 ary 5,1MW ny G4
⏹️Fanitsiana kely ny « turbo » amin’ny G3 no atao izao dia hanome 5MW koa ity milina ity
▶️Tsiahivina fa ny G1 dia efa miasa soa aman-tsara sy manome 5MW
❇️Tanjona amin’ny fiandohan’ny taona 2026 ny hahavitan’ny fanamboarana ny G2, dia hitotaly 20 MW ny vokatra azo eny amin’ny CTA2
#JIRAMA