𝐍𝐨𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐛𝐚𝐤𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 (𝟑𝟎 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐢𝐧𝐚) 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐧𝐢𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧’𝐢 𝐈𝐯𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨 !
Ny sabotsy 13 Desambra 2025, tao Andringaringa (Kaominina ambanivohitra Fanandrana / Distrikan’i Toamasina faha 2), dia notanterahin’ny CGHV ny fitokanana sy ny fampiasana amin’ny fomba ofisialy ny baka VOLOBE AMONT, ho fanatsarana ny fiarovana sy ny fivezivezen’ny mponina ary ny fifanakalozana ara-barotra.

“ Mampirehahareha anay ny mahita ireo zaza sy mpianatra na renim-pianakaviana afaka mivezivezy ampilaminana , fahafaham-po ho anay ny fivoaran’ny fifanakalozana ara-barotra manatsara ny lafiny toekarena ety an-toerana , noho izao fotodrafitrasa vaovao izao. Noho ny fananan’ny fanjakana vina, ny fahafoizan-tenan’ireo mpiara-miombonatoka, ny herim-po sy ezaka avy amin’ireo mpampiasa vola ato aminay ary indrindra ireo asa sy fikirizanan’ireo mpiasa ato amin’i CGHV no hahavitana dingana lehibe tahaka izao. Tohizan-tsika izany ezaka iraisana ho tombotsoan’ny besinimaro.” hoy Rémy Huber, Tale Jeneraly ny orinasa CGHV
𝐌𝐚𝐡𝐞𝐫𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟕𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨-𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐨!

Mise à l’eau officielle d’une nouvelle barge (30 tonnes) sur le fleuve Ivondro !
Ce samedi 13 décembre 2025, à Andringaringa (Commune rurale de Fanadrana / district de Toamasina II), la CGHV a inauguré sa nouvelle barge VOLOBE AMONT, une infrastructure qui renforce la sécurité des traversées et soutient l’activité locale.

« Penser aux élèves et femmes traversant ce fleuve en toute sécurité est une fierté pour nous. Voir le flux commercial améliorant le tissu économique local est notre satisfaction. Toutes ces réalisations sont les résultats de la vision de l’Etat malagasy, de la volonté de toutes les parties prenantes et de l’engagement des actionnaires et du travail acharné des collaborateurs. Continuons dans ce sens pour l’intérêt de tous. ». Rémy Huber, DG de la CGHV.
𝐏𝐫𝐞̀𝐬 𝐝𝐞 𝟕𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐩𝐞𝐫𝐬𝐨𝐧𝐧𝐞𝐬 𝐬𝐞𝐫𝐨𝐧𝐭 𝐛𝐞́𝐧𝐞́𝐟𝐢𝐜𝐢𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐜𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐯𝐞𝐥𝐥𝐞 𝐢𝐧𝐟𝐫𝐚𝐬𝐭𝐫𝐮𝐜𝐭𝐮𝐫𝐞.